Sehatra ho an'ny gasy tia vetaveta
HO AN'IREO TSY TAFIDITRA @ BLOGG VAOVAO
Ho anareo rehetra tsy tafiditra @ blogg vaovao dia andramo ity:
- Pejy voalohany (page principale):
adiresy mahazatra (be sy ny maro): http://gasy-tia-vetaveta.thumblogger.com
adiresy ho an'ireo manana olana: www.gasy-tia-vetaveta.ift.fr na http://gasy-tia-vetaveta.ift.fr
Pejy natokana ho an'ny sarin'ireo tovovavy :
Adresse normale : http://gtv-vavy.thumblogger.com
Adresse de redirection 1 : http://gtv-vavy.ift.fr/
Adresse de redirection 2 : http://www.gtv-vavy.ift.fr/
Pejy natokana ho an'ny sarin'ireo tovolahy :
Adresse normale : http://gtv-lahy.thumblogger.com
Adresse de redirection 1 : http://gtv-lahy.ift.fr/
Adresse de redirection 2 : http://www.gtv-lahy.ift.fr/
Pejy natokana ho an'ny sarin'ireo couples :
Adresse normale : http://gtv-couples.thumblogger.com
Adresse de redirection 1 : http://gtv-couples.ift.fr/
Adresse de redirection 2 : http://www.gtv-couples.ift.fr/
Miala tsiny fa tsy voavaly daholo ny mail.
Malalatiana
HO AN'IREO TSY TAFIDITRA @ BLOG VAOVAO
Ho anareo rehetra tsy tafiditra @ blog vaovao dia misy vahaolana azo omena anareo:
Mandefasa mail @ adiresy mail (izay handefasanao azy mety daholo na gasytiavetaveta@yahoo.fr na @lexpress.net dia ity atao objet
Objet: SITE-REDIR-GTV
Malalatiana
ADIRESY VAOVAO
Misy tsy mamaky soratra mihitsy fa mijery sary fotsiny!!!:
Efa nifindra isika ka efa: http://gasy-tia-vetaveta.thumblogger.com indray izao ny adresse. Tsy mandeha intsony ny fametrahana commentaires eto fa any @ io adresse vaovao io mihaona.
Ny eto akory tsy ho foanana fa hatao archive fotsiny sisa fa tsy hisy sary vaovao (raha tsy hoe sanatria misy tsy fietezany ny site vaovao).
Mandra-pihaona ary,
Malalatiana
FANATSARANA
Miarahaba antsika rehetra,
Tonga ity ny fotoana hitondrana fanatsarana goavana eto amin'ny blog. Efa misokatra ary efa azonao jerena sahady ny sehatra vaovao ho an'ny gasy tia vetaveta:
http://gasy-tia-vetaveta.thumblogger.com
Sehatra vaovao hoy aho satria any daholo ny sary vaovao rehetra no hampidirina ary any ihany koa ny lahatsoratra vaovao no hivoaka. Na izany aza tsy hofoanana ity blogg.org ity fa hataontsika karazana archive ho an'ireo sambany vao nitsidika sy ho an'ireo manimanina ny sary taloha.
Nosafidiana i thumblogger.com satria hita fa tsara kokoa ny kalitaon'ny sary avoaka aminy no sady manakaiky kokoa ny "site web" izy na dia "blog" aza.
Manantena anareo hanohy hatrany ny fankafizana ny blogn-tsika.
Efa misy sary any ary nanangana io blog io no tsy nahafahana nihetsika firy tamin'ny famoahana sary teto amin'ny blogg.org.
Ny adiresy mailaka fandefasana ny sary sy ny soso-kevitra tsy miova.
Malalatiana
REVY MILAY IHANY ...
Miala tsiny raha izao indray vao miserasera eto fa maro ny antony. Ao ny asa izay tsy azo atao ambanin-javatra (ny fiainana efa sarotra rahateo), ao koa ny fitadiavana fanatsarana (fanandramana création site) mba hahatsotsotra ny fijerenareo ny sary.
Marihiko kely aloha fa ny famoahana ny sary eto amin'ny blog dia miankina amin'izay fotoana ahafahako mamoaka azy ihany fa tsy hoe akory misy "quota" tsy maintsy arahina ka hoe tsy maintsy mamoaka sary izao na izao isan'andro Malalatiana. Rehefa manam-potoana aho dia manao mise à jour foana. Tsy sanatria familafilana fa miaina amin'ny zava-misy isika.
Momba ny commentaires, dia antitranterina hatrany ny tokony hifanajan'ny mpandefa izany. Tsy azo ekena ny fanaovana tsinontsinona ny hafa. Ary misy milaza ao hoe: "tsy mahatanty fanakianana ve?", tsy izany loatra fa kosa raha fanankianana hitondra voka-tsoa ho an'ny blogg dia raisina an-tanan-droa, fa raha kosa milaza ianao hoe "tokony ajanona ny blogg", na milaza ianao fa tsy mendrika ny fandrosoana izany, inona moa no azo hatao anao fa dia "vavan'ny maty an-drano" ny anao fa ny anay "tongotra mby an-dakana".
Mikasika ny site, efa mitady ny fomba hanatsarana hatrany ny tenako fa tsy maintsy andramana tsara aloha, alohan'ny handraisana afanapahan-kevitra fa sao manimba zavatra.
Ho avy eo ny sary androany, ny thème anio, ndeha hatao hoe: "Erotisme sans le sexe" na hoe: tsy ny "sexe" ihany no mety hitondra excitation fa ao koa ny "nono", ny "fitombenana", ... (manahirana ilay teny gasy e!!!)
Izay ary fa mazotoa,
Malalatiana
POINT MORT!
Manomboka anio dia hikandra mafy hampiditra ireo sary vaovao rehetra nalefanareo.
Momba ny sary, dia tsara homarihina fa sehatra natao hampifaliana ny tia vetaveta ny eto FA TSY SEHATRA NATAO HANIMBANA NA HANOSORAM-POTAKA ny fiainan'ny hafa. Tsy sehatra fanaovana valifaty ny olona namitaka anao tamin'ny resaka fitiavana. Noho izany, aoka mba SARINAO NA SARY NAHAZOANAO ALALANA AVY AMIN'NY TOMPONY IHANY no alefanao aty ary miaraka amin'ny "ENGAGEMENT" milaza fa tompon'andraikitra amin'ny fandefasana ny sary ianao.
Mirary antsika rehetra hahazo fahafinaretana hatrany,
KIDAONA MARAINA
Nahafinaritra ny valinteny amin'ny ankapobeny satria tao ny milaza fa mijery na tsy manana olana momba ny fisian'ny blog, tao koa ireo izay tsy mijery nefa kosa dia nilaza fa samy manana ny tiany ny olona. Isaorana ny kidaona maraina izany karazana "sondage" kely izany, coucou kely ho anareo ao @ kidaona (indrindra fa i Eric sy Francis).
Momba ny sary indray, misy mitaraina hoe "tsy navoakako mihitsy ny sariny" dia izao no valiny:
- mety tsy tonga taty amiko mihitsy ny sary
- misy sivana kely ataoko ihany alohan'ny handefasana ny sary. Misy mandefa sary nalaina tamin'ny site porno vazaha dia lazainy fa gasy io, misy sary sasany tena "eclipse" mihitsy (tsy misy hita intsony afa-tsy ilay zavatra fa feno takotakona maintimainty ny sary), misy koa flou be tsy misy hita fa anjaranao no maminany. Ka dia ialan-tsiny amin'ireo nandefa sary nefa tsy navoaka fa mety ho iray amin'ireo no antony.
Nisy zava-baovao anankiray dia ny fisian'ny catégorie "couples lesbiennes". Zava-baovao hoy aho satria tsy mahazatra na tsy dia eken'ny fiaraha-monina malagasy loatra ny fisian'izany. Isika eto amin'ny gasy tia vetaveta anefa dia miezaka hatrany hanokatra ny fomba fisainana sy hivoy ny "TOLERANCE" (fifandeferana sa fanaikena ny zon'ny hafa, tsy haiko ny tena mety mahadika azy).
Mirary antsika hahita fahafinaretana hatrany eto amin'ny blog.
100 000 NA IRAY HETSY
Tao anatin'ny roa volana latsaka kely nisian'ny blog dia efa mihoatra ny iray hetsy isika no nitsidika ny blog. Ny fahitana an'izany fahazotoanareo mitsidika izany no manosika anay hanohy hatrany ny fanaovana ny blog, ary maneho ny fisaorana antsika rehetra.
Raha ny tantara kelin'ny blog dia ny andron'ny valo marsa 2007, andron'ny vehivavy no nanombohana ny fanaovana ity blog ity. Fomba anankiray nentiko hanamarihana ny zon'ny vehivavy ity blog ity, nefa mety samy hanana ny fijeriny momba izay ny tsirairay.
Tany am-piandohana dia zara raha nisy olona 10 isan'andro tonga nijery (namana sy mpandefa sary no betsaka tamin'ireo), avy eo anefa dia somary nihazakazaka ny fandehan-javatra satria nanomboka natao ny fampielezana ny blog (isaorana manokana eto ny madanight sy sipagasy.com),
Ny hany azo hambara dia misaotra anareo rehetra, ny mpitsidika, ny mpandray anjara amin'ny fandefasana sary, ny namana nitondra fanampiana na tamin'ny forum (COUCOU A TOI FANAMPIANA), na tamin'ny toro-hevitra (COUCOU A TIAKOIANAO, miala tsiny fa tsy voavaliko mihitsy ny mail-nao), ary ireo nanao fanakianana maro isan-karazany (ry Mirana et compagnie) fa ny nataonareo rehetra no vao mainka manosika hanao zavatra tsaratsara kokoa,
Tadidio fa miandry ny sary avy amintsika rehetra, ary aza miandry ny sasany handefa foana fa samia mandray anjara.
Ho ela velona ny tia vetaveta rehetra, toy izay koa ny blog n-tsika.
VAOVAO (momba ny commentaires, albums, Forum)
Miarahaba antsika rehetra,
Misy fanamarihana kely aloha ity: ny commentaires dia natao hametrahana ny fomba fijery mikasika ny sary (na tianao na tsia, na misy indro kely mety azo hatsaraina amin'ny manaraka, ...) ho entina manatsara na koa ho famporisihina sy fitorahana voninkazo ny mpandefa sary, fa tsy fitadiavana partenaires, na sex toys, ... Tsy tokony hisy resaka politika, na fivavahana na fanavakavahana ara-piaviana ihany koa any anaty commentaires, ary farany, tokony ho matotra ny zavatra lazaina any ary amin'ny voambolana mba manaja ny hafa fa tsy manao "soavaly tapa-kofehy" ka izay tiana lazaina dia lazaina.
Misy album vaovao indray ireo dia antenaina fa hankafizintsika rehetra.
Momba ny vidéo, TSY MBOLA HATAO aloha izany satria tsy mbola zakan'ny "debit" n'ny internet eto an-toerana.
Momba ny forum dia mba mitady olona mazoto hanao moderateur (MAIMAIM-POANA). Olona matotra sy mazoto mitsidika ny forum ary manana connexion tsara no tadiavina. Marihina fa manara-maso ny fizotry ny forum no atao ary mamafa ireo miteniteny foana ary afaka manala ireo "membres" nanao fahadisoana tsy ho anisan'ny membres intsony.
Mazotoa daholo ary,
Malalatiana
VADIN'I MALALATIANA - MIARAHABA ANAREO REHETRA
Nataoko ihany ny tsy hiteny saingy misy mangataka ahy hiteny ao anaty commentaires ao dia voatery aho hanoratra kely:
Raha fehezina dia manontany ny hevitro @ maha vadin'i Malalatiana ahy sy amin'ny maha raim-pianakaviana ahy ilay (ireo) olona sasany ao amin'ny commentaires ao.
Tsotra ny valiny: amin'ny maha vadin'i Malalatiana ahy dia tsy misy tokony hampitebiteby ahy ny zavatra ataony satria izy no olona mendrika sy efa nametrahako ny fitokiako ka tsy hivazivazy amin'izany. Raha azoko, tsara ny vadinao ao amin'ny commentaires io izany ramose tsy azo avela irery ao an-trano fa sao tafihan'ny sipany ao?  Toro-hevitra tsotra:  MBA MATOKIA VADY FA AZA MANKAHIA TENA AMIN'NY HASAROTAM-PIARO.
Amin'ny maha raim-pianakaviana ahy indray dia izao: vavy iray sy lahy iray ny zanakay. Mbola kely sy tsy ampy taona ka tsy resahina vetaveta. Fa kosa efa beazina amin'ny toetra TSY TIA KINAFINAFINA sy MIZARA NY ZAVATRA MAHAFINARITRA AZY AMIN'NY HAFA. Raha avy ny fotoana mahafeno taona azy dia anjarany no mifidy na hanaraka na tsia ny Feeling-nay mivady. Na tsy ho tiany aza, misy lesona azo tsoahina hoe: rehefa misy zavatra tianao hatao, dia ataovy fa aza kivin'ny fanakianan'ny hafa.
Samy manana ny fomba fitondrany ny vady aman-janany io Ramose fa tsy anjarantsika no mifampitsara. Enjano ny lamboridin'ny vady aman-janakao, fa ny ahy avelako malalaka amin'izay tiany hatao rehefa tsy mivoana amin'ny rafitra fifampitaizainay.
Mirary fahafinaretana ho an'ny mpankafy rehetra.