• Ty blog ty moa dia namboariko mba hanakianana ny blog gasy tia vetaveta izay ahiana hamotika ny toetsain'ny tanora, indrindra ny ankizivavy. Satria izaho dia manana anbavy ka tsy tiako raha ohatra ka manao ny fanaon'izy ireo koa izy. Ekeko mety hatao hoe fohy fisainana aho satria tsy manaraka ny fanaon'ny vazaha. za Gasy, nefa za tsy tia Vataveta. ( et j'en suis même fièr). tsy ampy fialam-boly nareo de ny tenanareo no ataonareo fialamboly. Mba mitadiava Passion Hafa na ampirimo any antranonareo ny Havetavetanareo...

    O       K 

     

     

     

    PS: Manao promotion ho an'ny SIDA (jereo @ googlr.fr ny dikany raha tsy hainareo) mints nareo


    27 commentaires



    Suivre le flux RSS des articles
    Suivre le flux RSS des commentaires