| Di | Lu | Ma | Me | Je | Ve | Sa |
|---|---|---|---|---|---|---|
| 1 | ||||||
| 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 |
| 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 |
| 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 |
| 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 |
| 30 |
Depuis le 08-03-2007 :
2738277 visiteurs
Depuis le début du mois :
8973 visiteurs
Billets :
58 billets
<< INTERVIEW AO ANATY GAZETY LES NOUVELLES | SARY VAOVAO | SARY TANY MAHAJANGA >>
Efa nihatsara ny connexion ka dia efa ireny mivoaka ireny ny sary (sakabe sy fanja, couple mixte 1er round, bandy mitondra, ebats sixty, ...). Nampalahelo ahy mantsy ny fitarainan'ireo mpankafy maro efa tsindrian-daona miandry ny sary.
Momba ny fanaratsiana sy ny fanenjehana maro, tsy hamakiana atidoha ireny fa vao mainka aza mamporisika hanohy sy hanatsara hatrany. Misy commentaires ao milaza fa ho lasa payant no fiafaran'ity blog ity, dia hoy aho hoe: "fa ianao ve sa izaho no manao ny site e? Sa ianao mpaminany mahita ny ho avy?". Raha vola no tadiavin'ny Malalatiana dia tsy ity sehatra ity no itadiavany azy fa manana ny asany sy ny zavatra nianarany izy hamelomany ny tenany.
Ity blog ity dia natao "hampirevena" ny namana tia vetaveta satria tsy nisy firy ny ohatr'ity taloha. Na dia efa eo am-pikarakarana ny hamadihana azy ho site aza ny tenako dia efa misy lamina napetraka sahady hoe: HIJANONA HO MAIMAIM-POANA (GRATUIT) NY FIDIRANA ATO, TSY HISY PUB NA ZAVATRA HAFA HIDIRAM-BOLA FA DIA IANTOHANAY MIVADY TANTERAKA NY LANY. Rehefa tsy vitanay intsony dia milaza ihany izahay amin'izay mety hahavita azy araky ny efa nanaovanay azy hatramin'izay.
Na izany aza anefa, dia antitranterina fa MITOHY foana ny blog na iza faly na iza sorena. Betsaka ny zavatra miala amin'ny mahazatran'ny malagasy ankehitriny (sekta, pelaka manao spectacle sy tsy miafinafina intsony, ...) ka aleo izy ho lany andro hanenjika any fa rehefa reraka izy dia mangina.
Fa ity mba misy hafatra kely: AOKA IZAY NY FIATSARAM-BELATSIHY sy ny FISOLELAHANA. Milaza ho tsy tia nefa laninao tsianjery ny sary sy ny anaran'ireo nanintona ny masonao, milaza ho rikoriko nefa tazako (amin'ny maha administrateur n'ny site ahy) fa io ao miverina foana hijery sary vaovao, sa tonga amin'ilay teniko tany am-boalohany hoe: SARO-KENATRA FA TIA VETAVETA?", raha saro-kenatra anie, tsy voatery hanaratsy fa mijery fotsiny dia izay e!
Manda-pihaona daholo, Malalatiana
Publié par gasytiavetaveta à 07:37:28 dans ADRESSE MAIL - ADIRESY MAILAKA | Commentaires (8) | Permaliens
06-06-2007 19:55
De tylly Sujet:
tena tianay i manja
06-06-2007 14:42
De andrew Sujet:
Manja
01-06-2007 09:52
De rosalie mignon Sujet:
milay
01-06-2007 09:51
De rosalie mignon Sujet:
milay
20-04-2007 19:16
De faly Sujet:
Courage !!
20-04-2007 15:18
De man Sujet:
contact
20-04-2007 15:11
De man Sujet:
contact
20-04-2007 14:55
De mec de panam Sujet:
mahafinaritra